|
|
|
|

Teny iditra1  mpampianatra
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antokon' olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalala, antsoina amin' ny anarana ankapobe hoe mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a teacher [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 le maître, le docteur, l'instructeur, l'instituteur [1.3]
7 instituteur [1.8]
Voambolana  8  Fianarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07