Entry (1/2) | 1 mpanampy |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ampy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao 5 [1.13] olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray |
Explanations in French |
6 [1.13] auxiliaire |
Examples |
7 [2.643#] kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. 8 [2.114#] Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. |
Entry (2/2) | 9 mpanampy |
Part of speech | 10 noun |
Root | 11 ampy |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.13] zanateny entina manamafy teny iray |
Explanations in French |
15 [1.13] auxiliaire |
Vocabulary |
16 Linguistics |
Analogs | 17 mpanampymahayroa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |