|
|
|
|

Teny iditra1  mpandidy
Fototeny  2 didy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui coupe, découpe, commande, le testateur [1.3#101]
Ohatra  5  Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao. [2.285#]
6  Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. [2.270#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02