Entry | 1 mpandroaka sarety |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mpandroaka, sarety |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety |
Examples |
5 [2.472] Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanĂ na. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |