Entry (1/3) | 1 mpanelanelana |
Root | 2 elanelana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary [1.1] |
Explanations in French |
5 intermédiaire; médium [1.13] |
Examples |
6 Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany.
[2.356#]
7 Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123#] |
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Entry (2/3) | 9 mpanelanelana |
Root | 10 elanelana |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro [1.13] |
Explanations in French |
13 entretoise [1.13] |
Vocabulary | 14 Technology |
Entry (3/3) | 15 mpanelanelana |
Root | 16 elanelana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 ana mitondra vovobony [1.13] |
Explanations in French |
19 agent pollinisateur [1.13] |
Vocabulary | 20 Botany: (in general) |
Synonyms | 21 mpitati-bovobony |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |