Entry | 1 mpanera |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 era |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |