Entry | 1 mpanimba |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 simba |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] mpandrava efa |
Explanations in French |
5 [1.13] destructeur |
Examples |
6 [2.445#] Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo? 7 [2.643#] Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. 8 [2.424#] Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. |
Anagrams | 9 mpanamby, mpanimba |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |