Entry | 1 mpanjenjena |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zenjena |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] 5 [2.643#212] Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. |
Explanations in French |
6 [1.3#871] celui qui va çà et là |
Examples |
7 [2.996#] ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao. 8 [2.643#] Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. |
Synonyms | 9 mpijenjena |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |