|
|
|
|

Entry1  mpanoritra
Part of speech  2  noun
Root  3  soritra
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano),
-- ny mpanoritra manondro (very ity vary),
-- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy),
-- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
6  [1.13] sokajin-teny entina manavaka ny anarana
Explanations in French  7  [1.13, 1.5] article
Examples  8  [1.519#] Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina
Vocabulary  9  Linguistics
Tables and plates  10  All the articles

Anagrams  11  mpanirotra, mpanoritra

Updated on 2025/08/10