|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsipika natao fetra na fanavahana zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a mark, a trace, a line [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 marque, ligne, trace [1.8]
6 Sens général : écriture ; en pratique médicale empirique : scarifications, incisions légères, moins profondes que les tetika [1.196]
Ohatra  7  Namela soritra lalina tao an-tanàna anefa iny. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)25  soritra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 Préparations qu'on applique sur les scarifications et nom des végétaux utilisés.
28 Ce sont notamment, suivant les dialectes :
29 Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae). [Tankarana]
30 Tina chapelieriana (Cambess.) Kalkman (Sapindaceae). [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17