|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanotra |
| Fototeny | 2 otra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 celui qui masse
[1.3#472] 5 (de otra : action de masser, de frictionner). 6 Empirique qui guérit les entorses, les foulures, en faisant principalement des frictions et des massages. 7 C'est aussi lui qui soigne les adénites cervicales en y imposant les mains. Voir odi-hanatra. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
8 Ho avy eo ny mpanotra sy ny mpimasy sy ny mpisikidy.
[2.528#]
9 Nolazain'ny mpanotra fa tsy ho sitrana mihitsy io raha tsy tapahina sao lo ka mitarika hahafaty azy, dia nofaranana mihitsy ny sandrin'i Fandravaka kely. [2.895#] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|