|
|
|
|

Entry1  mpanova
Part of speech  2  noun
Root  3  ova
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.13] fanapahana na fanohizana olika ara-aratra
Explanations in French  12  [1.13] commutateur
Examples  13  [2.366#] Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
Vocabulary  14  Physics

Updated on 2025/08/10