|
|
|
|

Teny iditra1  mpianatra
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a pupil, a student [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 étudiant, élève [1.3, 1.8]
7 disciple, imitateur [1.3]
Ohatra  8  Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [2.332#]
9  Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#]
Voambolana  10  Fianarana
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 mañapatry, 15 manapitra, 16 mpanaitra, mpianatra, 17 mpiatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09