|
|
|
|

Teny iditra1  mpiasam-panjakana
Singan-teny  2 mpiasa, 3 fanjakana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a government functionary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fonctionnaire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12