|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpiasa |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny:
5 mpiasa tany, 6 mpiasa an-trano, 7 mpiasam-panjakana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a worker, an employee
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 travailleur, employé
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 10 mpiasa an-trano, mpiasa tany, mpiasam-panjakana |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 ampasy, 14 ampisa, 15 asampy, mpiasa, 16 sampay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|