|
|
|
|

Teny iditra1  mpihary
Fototeny  2 hary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 générateur [1.13]
Ohatra  5  Fa ny tenin' ny mpihary mipetraka amin'ny mpandova [2.588#]
6  Mandria ny vady, mandria ny zanaka, miharia ny mpihary [2.298#]
7  Mba ho afaka mihary ny mpihary sy hamboly ny mpamboly ka ho be ny harena sy ny sakafo [2.508#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mpihary, 10 mpihira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09