Entry | 1 mpijirika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 jirika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] mpanao irakely, mpamadi-barotra |
Explanations in French |
5 [1.13] intermédiaire commercial |
Examples |
6 [2.508#] Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. 7 [2.643#] Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mpijirika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |