|
|
|
|

Teny iditra1  mpimonjomonjo
Fototeny  2 monjomonjo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Celui qui murmure souvent [1.3#445]
Ohatra  5  Olona mpimonjomonjo lava izy ireo, tsy mionona amin' ny anjarany na oviana na oviana, manaraka ny danin' ny kibony hatrany hatrany, miavonavom-piteny izaitsizy, ary mandoka ny sasany mba hahazoany vola. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12