|
|
|
|

Teny iditra1  monjomonjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo ngonongononina noho ny tsy fahafaliana na hatezerana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Murmures, déplaisir [1.3#445]
Ohatra  5  Mifampiantranoa, ka aza asiana monjomonjo. [2.996#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17  Feo 18  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19