Entry | 1 mpirahalahy |
Root | 2 rahalahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana [1.1] |
Explanations in French |
5 ceux qui sont frères [1.3#481] |
Examples |
6 Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy;
[2.996]
7 Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508#] |
All compound words | 8 3 combinations of this word |
Vocabulary | 9 Relationships: family |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |