|
|
|
|

Entry1  mpisolovava
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  mpisolo, vava
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana
Explanations in French  5  [1.3, 1.5] avocat
6  [1.13] [mpisolo vava] avocat
Examples  7  [2.944#] Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy.
Vocabulary  8  Law
Analogs  9  solombava, solovava

Updated on 2025/07/29