|
|
|
|

Teny iditra1  solombava
Singan-teny  2 solo, 3 vava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a representative, a deputy, any one who transacts business for another [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 un envoyé, un représentant du souverain ou du peuple [1.3]
Ohatra  7  ary ny any ivelany Merina tsy miakatra, fa ny komandim-bohitra solombavan' andriana no tompo nome' ny azy. [2.48]
Mpanahaka  8  mpisolovava, 9  solovava
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02