|
|
|
|

Teny iditra1  mpisotro
Fototeny  2 sotro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatra-pitia misotro toaka na divay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a drinker, a drunkard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 buveur, ivrogne [1.8]
Ohatra  7  Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369#]
8  Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270#]
9  Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472#]
Kamban-teny rehetra  10 mpisotro ronono
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09