|
|
|
|

Entry (1/3)1  sotro
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo
Explanations in English  9  [1.7] a spoon
Explanations in French  10  [1.3, 1.8] cuillère
11  [1.196] Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. Cette pratique est tombée en désuétude
Examples  12  [2.324] Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro
13  [2.472] Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana.

Entry (2/3)14  sotro
Part of speech  15  noun
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  25  [1.1] Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza
Explanations in French  26  [1.3] action de boire
Proverbs  27  Proverbs containing the word sotro

Entry (3/3)28  sotro
Part of speech  29  noun
Explanations in French  30  [2.612] appellation botanique: Phylloxylon
31  [1.196] [Sakalava] Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae)
Vocabulary  32  Botany: tree
Synonyms  33  harahara, tsiavango, voafatra

Anagrams  34  rotso, sotro, tsoro

Updated on 2025/08/10