|
|
|
|

Entry1  mpitandrina
Part of speech  2  noun
Root  3  tandrina
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina
Explanations in English  7  [1.7] a caretaker; a clergyman
Explanations in French  8  [1.8] intendant; pasteur
Examples  9  [1.378#] Ary aiza no mpitandrina azy?
10  [2.366#] Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja.
Article  11  Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10