Entry | 1 mpitantara |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tantara |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 [1.3#677] celui qui raconte 6 [1.5#283] conteur, traditioniste |
Examples |
7 [2.528#] Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. 8 [2.508#] Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. 9 [2.588#] Rehefa tonga teo andrefan-tanĂ nan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; |
Anagrams | 10 mpanatitra, mpanitatra, mpitantara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |