|
|
|
|

Teny iditra1  mpitsoa-ponenana
Singan-teny  2 mpitsoaka, 3 fonenana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1]
6 olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 réfugié [1.13]
Voambolana  8  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12