|
|
|
|

Teny iditra1  mpivarokena
Singan-teny  2 mpivarotra, 3 hena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  voankazo, fary, mofo gasy sy menakely, hatramin' ny saosisy fanaon-dRajao mpivarokena teo Fenoarivo. [2.356]
6  ary ny Farantsay iray, naka an-kerin'ny henan'ny mpivarokena, ka nodidien'ny antsy ny vozon'ilay Vazaha Farantsay ka maty. [2.59]
7  toy izany koa ilay niadiany tamin' ilay zanak' ingahy Ravelo mpivarokena ka nandratrany azy mafy Somary nihetraketraka mihitsy koa aza izy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29