|
|
|
|

Entry1  na... aza
Part of speech  2  adverb [Full list]
Elementary words  3  na, aza
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako
Synonyms  5  na dia... aza

Updated on 2024/12/10