|
|
|
|

Teny iditra1 na dia ... aza
Singan-teny  2na, 3dia, 4aza
Sokajin-teny  5 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 even, though, although [1.2]
8 although [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4]
10 même si, quand même [1.8]
Tovy hevitra  11na ... aza

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11