|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 nama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sakaiza, namana
[Betsileo]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a word for namana
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 13 Nama |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 anabavin' i Tobala-Kaina
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 Naamah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Naama
[2.996] |
| Voambolana | 18 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 19 noema, noema, noema |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 20 Toko sy andininy momba Nama |
| Teny iditra (3/5) | 21 Nama |
| Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 renin' i Rehobohama
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 Naamah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Naama
[2.996] |
| Voambolana | 26 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 27 naama, naama, naama |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Nama |
| Teny iditra (4/5) | 29 Nama |
| Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 zanakalahin' i Kaleba
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 Naam
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 Naam
[2.996] |
| Voambolana | 34 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 35 nahama, nahama, nahama |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 36 Toko sy andininy momba Nama |
| Teny iditra (5/5) | 37 Nama |
| Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 tanàna tao amin' ny lemak' i Joda
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 Naamah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 Naama
[2.996] |
| Voambolana | 42 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 43 naama, naamà, naama |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 44 Toko sy andininy momba Nama |
| Fivaditsoratra | 45 mana, mana~, maña, nama, Nama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|