Entry (1/2) | 1 nangy |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. |
Vocabulary |
6 Biology |
Other spellings | 7 mangy |
Entry (2/2) | 8 nangy |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in English |
10 [1.2] [Provincial]
a provincial word for lasiray |
Anagrams | 11 ganin, nangy, ngina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |