|
|
|
|

Teny iditra1  nantsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary mikiakiaka amim-pahatezerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a shrill sound like that made by cymbals. Comp. kipantsona [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Le son d’un corps sonore, d’un instrument de musique, des cymbales, des cloches ; voix retentissante [1.3#449]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  8  Feo
Tovy hevitra  9 nantsanantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19