|
|
|
|

Teny iditra1  nantsanantsana
Fototeny  2 nantsana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary mikiakiaka amim-pahatezerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a shrill sound like that made by cymbals. Comp. kipantsona [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 le son d’un corps sonore, d’un instrument de musique, des cymbales, des cloches ; voix retentissante [1.3#449]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  14  Feo
Tovy hevitra  15 nantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19