Entry (1/4) | 1 nany |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany [1.1] |
Synonyms | 4 inany |
Entry (2/4) | 5 nany |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny [1.1] |
Explanations in English |
8 the neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. [1.2] |
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Synonyms | 10 nanimbovo |
Analogs | 11 tanam-bovo |
Entry (3/4) | 12 nany |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 nanjary, tonga [Tanala]
[1.78] |
Entry (4/4) | 15 nany |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 lany [Tanala]
[1.78] |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |