|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 -nao |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana:
4 Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / 5 Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 thine, thy; by thee.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi.
8 Ny masonao: tes yeux, vos yeux. 9 Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. 10 Alohanao: avant toi, avant vous. 11 Tu, toi, entre femmes. 12 Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? 13 Dans certaines façons de parler familières, les suffixes 14 nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). 15 Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! 16 Intony endrikao e! qu'il est laid! 17 Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [1.3] 18 -ao. De toi, par toi, de vous, par vous. 19 Se place comme régime indirect après les mots déterminés 20 par ka, tra, na: 21 zanakao: ton enfant; 22 takatrao: atteint par toi; 23 anaranao: ton nom. [1.3] 24 A toi, par toi. Ton, ta, tes (votre). [1.5] |
| Mpanahaka | 25 ao, 26 anao, 27 ianao |
| Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 29 nao |
| Sokajin-teny | 30 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 enga anie
[Sihanaka]
[1.78] 32 jereo inao [1.1] |
| Fivaditsoratra | 33 ano, año, -nao, nao, 34 Noa, noa, 35 ona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|