|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 naotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 primitive root of ranaotra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 belle-soeur, beau-frère
[1.54] |
| Voambolana | 6 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 7 ranaotra |
| Fivaditsoratra | 8 anotra, 9 atrano, naotra, 10 noatra, 11 rotana, 12 tanora, 13 tarona, 14 torana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|