|
|
|
|

Teny iditra1  natoina
Fototeny  2 nato
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Nolokoana tamin' ny hodi-nato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be dyed red with the nato dye. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on teint avec l'écorce de nato [1.196]
Ohatra  7  Raha tsy mahita jaky mena dia landy natoina no atao, ary tsy maintsy vitaina amin'io andro io ihany. [2.588#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anatony, 13 anontay, 14 antoany, 15 atanino, 16 atônina, 17 itonana, natoina, 18 taonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12