|
|
|
|

Teny iditra1  ndriako
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jereo Indry sy indriako) [1.1]
Tovy hevitra  4 ndry
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  6 Kidrona, 7 kondray, ndriako, 8 ondrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12