|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 Nehemia |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy,
4 ka nalevina tao Jerosalema rainy syHanany rahalahiny [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Nehemiah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Néhémie
[2.996] |
| Voambolana | 7 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 8 Toko sy andininy momba Nehemia |
| Teny iditra (2/4) | 9 Nehemia |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany,
12 izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 Nehemiah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Néhémie
[2.996] |
| Voambolana | 15 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 16 Toko sy andininy momba Nehemia |
| Teny iditra (3/4) | 17 Nehemia |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i
20 Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 Nehemiah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Néhèmya
[2.996] |
| Voambolana | 23 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Nehemia |
| Teny iditra (4/4) | 25 Nehemia |
| Sokajin-teny | 26 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Randzavola: Nehemia amin' ny Baiboly
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 Nehemiah: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 Néhémie: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 30 Soratra Masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|