|
|
|
|

Entry1  nendra
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena.
13  [1.13] areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo
Explanations in English  14  [1.2] the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.]
15  [1.7] smallpox
Explanations in French  16  [1.54] petite vérole, variole
17  [1.8, 1.13] variole
Examples  18  [2.472#] Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
Vocabulary  19  Health
Synonyms  20  ky, kiria, lavira
Proverbs  21  Proverbs containing the word nendra

Anagrams  22  nandre, ndraƱe, nendra

Updated on 2025/08/10