|
|
|
|

Entry1  ngita
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika
Explanations in English  15  [1.2] woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra).
16  [1.7] kinky (of hair); well-twisted (of rope)
Explanations in French  17  [1.8] crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde)
Examples  18  [1.437#] Lahy fotsy ngita volo Rakoto.
19  [2.588#] Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy.
20  [1.519#] Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama.
Proverbs  21  Proverbs containing the word ngita

Anagrams  22  ngita, tangi, tangy

Updated on 2025/08/10