Entry | 1 ngodona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany |
Explanations in English |
9 [1.2] a hollow sound |
Explanations in French |
10 [1.3] bruit des pas |
Vocabulary |
11 Sound |
Anagrams | 12 angodon, dongona, nangodo, ngodona |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |