|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ngorodona |
| Fototeny | 2 ngodona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny rodorodon' ny famindran' ny olona na ny biby maro tafara-dia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the sound produced by the feet of a multitude in motion. Comp. rodona, ngodona.
[1.2] 6 the sound of feet [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 plancher, dalle
8 le bruit produit par les pas sur un plancher, le retentissement des pas d'une foule qui marche, des pas des chevaux, des boeufs [1.3] 9 le bruit de pas [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Feo |
| Tovy hevitra | 18 gorodona |
| Teny iditra (2/2) | 19 ngorodona |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Hazo voarary atao fandiavana amin' ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan' ny ngorodona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a floor
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 plancher
[1.8] |
| Tovy hevitra | 24 gorodona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|