|
|
|
|

Entry1  ngorongosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aretina vokatry ny tsy fandehanan' ny ranonafero amin' ny falehany fa mihanaka eran' ny tena, ka manjary vonivony ny hoditra ary mangidihidy, vonivony ny maso ka pahimpahina ary vonivony hatramin' ny fivalanandrano, nefany fivalanana kosa fotsifotsy vasobasoka [1.1]
Explanations in English  4  jaundice [1.2, 1.7]
Explanations in French  5  [ngoronGOry] la jaunisse [1.3]
6  jaunisse [1.54, 1.8]
Vocabulary  7  Health

Updated on 2025/09/12