|
|
|
|

Teny iditra1  nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
Singan-teny  2 mitoto, 3 mahafotsy, 4 mahandro, 5 mahamasaka
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12