Entry (1/2) | 1 nongo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany |
Entry (2/2) | 4 nongo |
Part of speech | 5 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. |
Explanations in English |
11 [1.2] a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |