|
|
|
|

Teny iditra1  ny ankilany sy ny andaniny
Singan-teny  2 ny, 3 ankilany, 4 andaniny
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 the two sides or parties involved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les deux parties dans une discussion ou une dispute [1.8]
Ohatra  8  Niampatrampatra ny faty tamin' ny andaniny sy ny ankilany. [2.472#143]
9  Fianakaviana vitsivitsy avy amin' ny ankilany sy andaniny no nantsoina. [2.4]
10  Eo no miseho ny andaniny sy ny ankilany: mirary sy milalao miara-paly. [2.245]
11  inona àry ny ho fahefana sy ny ho fidiram-bolan’ny andaniny sy ny ankilany avy? [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12