|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankilany
Fototeny  2 ila
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à côté, d'un côté [1.3, 1.5]
Tsipelina hafa  6 anilany
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  ankilany
Fototeny  9 ila
Sokajin-teny  10  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 anila, akaiky [Sihanaka] [1.78]
12 Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray
13 hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~
14 Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 d'une part; l'une des parties; cf. andaniny [1.8]
Tovy hevitra  17 anilany, ankila
Tohi-kevitra  18 andaniny

Fivaditsoratra  ankilany, 19 kininala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17