Entry | 1 ny mamerina indroa manana ny antitra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mamerina, indroa, manana, antitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |